FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 65:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 I Sarôna+ dia ho lasa kijana ho an’ny ondry,+ ary ny lemaka ivan’i Akora+ ho toeram-pialan-tsasatra ho an’ny ombin’ny oloko izay nitady ahy.+

  • Jeremia 31:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Honina ao daholo ny mponin’i Joda sy ny olona ao amin’ny tanànany rehetra, anisan’izany ny tantsaha sy ireo mpiompy miara-dia amin’ny andiam-bibiny.+

  • Jeremia 50:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Haveriko any amin’ny kijana nisy azy ny Israely,+ ka hiraoka ahitra any Karmela+ sy Basana.+ Ho voky tokoa izy, eny amin’ny faritra be tendrombohitr’i Efraima+ sy Gileada.’”+

  • Mika 2:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 “‘Hovoriko ianareo rehetra, ry taranak’i Jakoba,+ ary tsy maintsy hangoniko ny sisa amin’ny Israely.+ Hataoko tafaray izy ireo, toy ny andian’ondry ao am-bala, ary toy ny andiam-biby ao an-kijana.+ Haresaka sy ho feno olona ireo toerana ireo.’+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara