Jeremia 33:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika: ‘Mbola hisy kijana hahafahan’ireo mpiandry ondry hampandry ny andian’ondriny,+ eto amin’ity toerana lao tsy misy olona na biby fiompy+ ity sy ao amin’ireo tanànany rehetra.’ Ezekiela 36:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Hataoko maro ny olona eo aminareo, dia ny taranak’Israely manontolo, eny, izy rehetra mihitsy,+ ka honenana indray ireo tanàna,+ ary haorina indray ireo toerana efa rava.+
12 “Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika: ‘Mbola hisy kijana hahafahan’ireo mpiandry ondry hampandry ny andian’ondriny,+ eto amin’ity toerana lao tsy misy olona na biby fiompy+ ity sy ao amin’ireo tanànany rehetra.’
10 Hataoko maro ny olona eo aminareo, dia ny taranak’Israely manontolo, eny, izy rehetra mihitsy,+ ka honenana indray ireo tanàna,+ ary haorina indray ireo toerana efa rava.+