FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 25:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Ary tamin’ny andro fahafolon’ny+ volana fahafolo tamin’ny taona fahasivy+ nanjakan’i Zedekia, dia tonga hamely an’i Jerosalema i Nebokadnezara+ mpanjakan’i Babylona+ sy ny tafiny manontolo. Dia nitoby hanafika an’i Jerosalema izy ireo, ka nanao manda nanodidina mba hanaovana fahirano azy.+

  • Jeremia 32:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Teo am-panaovana fahirano an’i Jerosalema ny tafiky ny mpanjakan’i Babylona tamin’izany fotoana izany,+ fa i Jeremia mpaminany kosa nogadraina tao amin’ny Tokotanin’ny Mpiambina,+ izay teo amin’ny tranon’ny mpanjakan’ny Joda.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara