-
Jeremia 27:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 “‘“‘Hosaziko amin’ny sabatra+ sy ny mosary+ ary ny areti-mandringana+ ny firenena na fanjakana tsy mety manompo an’i Nebokadnezara mpanjakan’i Babylona, sy izay tsy mety mampidina ny vozony ho eo ambany ziogan’ny mpanjakan’i Babylona’, hoy i Jehovah, ‘mandra-pandringako azy tanteraka amin’ny alalan’i Nebokadnezara.’+
-
-
Jeremia 43:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 ary lazao amin’izy ireo hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely: “Handefa iraka aho haka an’i Nebokadrezara mpanjakan’i Babylona+ sady mpanompoko.+ Ary hapetrako eo ambonin’ireo vato nafeniko ireo ny seza fiandrianany. Hovelariny eo ambonin’ireo koa ny tranolainy tsara tarehy.
-