Eksodosy 21:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Raha mividy mpanompolahy hebreo ianao,+ dia ho mpanompo mandritra ny enin-taona izy. Fa amin’ny taona fahafito kosa, dia hiala izy ka ho olona afaka ary tsy handoa na inona na inona.+ Levitikosy 25:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Ho afaka izy ka hiala eo aminao izy sy ny zanany. Ary hiverina any amin’ny fianakaviany sy any amin’ny lovan-drazany izy.+
2 “Raha mividy mpanompolahy hebreo ianao,+ dia ho mpanompo mandritra ny enin-taona izy. Fa amin’ny taona fahafito kosa, dia hiala izy ka ho olona afaka ary tsy handoa na inona na inona.+
41 Ho afaka izy ka hiala eo aminao izy sy ny zanany. Ary hiverina any amin’ny fianakaviany sy any amin’ny lovan-drazany izy.+