Deoteronomia 15:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “Raha namidy taminao ny rahalahinao, lehilahy hebreo na vehivavy hebreo,+ ka efa nanompo anao enin-taona, dia tokony halefanao ho olona afaka izy amin’ny taona fahafito.+ Jeremia 34:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Rehefa tapitra ny fito taona, dia aoka ianareo samy handefa ny Hebreo+ rahalahinareo+ izay namidy taminareo+ ka efa nanompo anareo enin-taona. Avelao handeha izy mba ho olona afaka.” Tsy nihaino ahy anefa ny razanareo, sady tsy nanongilan-tsofina.+
12 “Raha namidy taminao ny rahalahinao, lehilahy hebreo na vehivavy hebreo,+ ka efa nanompo anao enin-taona, dia tokony halefanao ho olona afaka izy amin’ny taona fahafito.+
14 “Rehefa tapitra ny fito taona, dia aoka ianareo samy handefa ny Hebreo+ rahalahinareo+ izay namidy taminareo+ ka efa nanompo anareo enin-taona. Avelao handeha izy mba ho olona afaka.” Tsy nihaino ahy anefa ny razanareo, sady tsy nanongilan-tsofina.+