2 Mpanjaka 25:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia nosamborin’ny Kaldeanina ny mpanjaka,+ ka nentiny niakatra tany amin’ny mpanjakan’i Babylona tao Ribla,+ mba hisy didim-pitsarana havoaka momba azy. Jeremia 39:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Novonoin’ny+ mpanjakan’i Babylona tao Ribla teo imason’i Zedekia ireo zanany lahy.+ Novonoiny koa ny olona ambony rehetra tao Joda.+ Jeremia 52:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary novonoin’ny mpanjakan’i Babylona teo imason’i Zedekia ireo zanany lahy.+ Novonoiny tao Ribla daholo koa ny andrianan’i Joda.+ Fitomaniana 4:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Voasambotra ao amin’ny lavaka be nataon’izy ireo+ ilay fofonain’ny vavoronay,+ izany hoe ilay voahosotr’i Jehovah,+Eny, voasambotra ilay nolazainay hoe: “Eo ambany alokalony+ no hitoeranay eo anivon’ireo firenena.”+
6 Dia nosamborin’ny Kaldeanina ny mpanjaka,+ ka nentiny niakatra tany amin’ny mpanjakan’i Babylona tao Ribla,+ mba hisy didim-pitsarana havoaka momba azy.
6 Novonoin’ny+ mpanjakan’i Babylona tao Ribla teo imason’i Zedekia ireo zanany lahy.+ Novonoiny koa ny olona ambony rehetra tao Joda.+
10 Ary novonoin’ny mpanjakan’i Babylona teo imason’i Zedekia ireo zanany lahy.+ Novonoiny tao Ribla daholo koa ny andrianan’i Joda.+
20 Voasambotra ao amin’ny lavaka be nataon’izy ireo+ ilay fofonain’ny vavoronay,+ izany hoe ilay voahosotr’i Jehovah,+Eny, voasambotra ilay nolazainay hoe: “Eo ambany alokalony+ no hitoeranay eo anivon’ireo firenena.”+