2 Tantara 36:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia niakatra hamely azy i Nebokadnezara+ mpanjakan’i Babylona,+ mba hamatorana ny tongony amin’ny gadra varahina roa hitondrana azy any Babylona.+ Daniela 1:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Tamin’ny taona fahatelo nanjakan’i Joiakima+ mpanjakan’ny Joda, dia tonga tany Jerosalema i Nebokadnezara mpanjakan’i Babylona, ka nanao fahirano azy.+
6 Dia niakatra hamely azy i Nebokadnezara+ mpanjakan’i Babylona,+ mba hamatorana ny tongony amin’ny gadra varahina roa hitondrana azy any Babylona.+
1 Tamin’ny taona fahatelo nanjakan’i Joiakima+ mpanjakan’ny Joda, dia tonga tany Jerosalema i Nebokadnezara mpanjakan’i Babylona, ka nanao fahirano azy.+