FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 36:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary nataon’i Neko+ mpanjakan’i+ Ejipta ho mpanjakan’ny Joda sy Jerosalema i Eliakima+ rahalahin’i Joahaza, ka novany hoe Joiakima ny anarany. Fa i Joahaza kosa nalainy ka nentiny tany Ejipta.+

  • Jeremia 22:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 “Koa izao no nolazain’i Jehovah momba an’i Joiakima+ zanak’i Josia, mpanjakan’ny Joda: ‘Tsy hisy hidradradradra noho ny aminy hoe: “Indrisy, ry rahalahiko! Indrisy, ry anabaviko!” Tsy hisy hidradradradra noho ny aminy koa hoe: “Indrisy, ry tompoko! Indrisy fa foana ny voninahiny!”+

  • Jeremia 36:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Koa izao no nolazain’i Jehovah ho fanamelohana an’i Joiakima mpanjakan’ny Joda: ‘Tsy hisy amin’ny taranany hipetraka eo amin’ny seza fiandrianan’i Davida,+ ary ny fatiny hatsipy+ ho main’ny hainandro amin’ny antoandro ary hirotsahan’ny fanala amin’ny alina.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara