Isaia 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ny omby mahalala tsara ny tompony, ary ny ampondra mahalala tsara ny fihinanam-bilona natokan’ny tompony ho azy. Ny Israely kosa anefa tsy mahalala+ ahy, ary ny oloko tsy misaina.”+ Jeremia 11:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Tsy nihaino anefa izy ireo na nanongilan-tsofina,+ fa samy nandeha araka ny ditran’ny fo ratsiny+ ihany. Koa notanterahiko tamin’izy ireo ny teny rehetra ato amin’ity fifanekena ity, izay nasaiko notandremany nefa tsy notandremany.’”
3 Ny omby mahalala tsara ny tompony, ary ny ampondra mahalala tsara ny fihinanam-bilona natokan’ny tompony ho azy. Ny Israely kosa anefa tsy mahalala+ ahy, ary ny oloko tsy misaina.”+
8 Tsy nihaino anefa izy ireo na nanongilan-tsofina,+ fa samy nandeha araka ny ditran’ny fo ratsiny+ ihany. Koa notanterahiko tamin’izy ireo ny teny rehetra ato amin’ity fifanekena ity, izay nasaiko notandremany nefa tsy notandremany.’”