Jeremia 26:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Hihaino ihany angamba izy ireo, ka samy hiala amin’ny lalan-dratsiny.+ Dia hanenenako ny loza noeritreretiko hamelezana azy ho valin’ny ratsy nataony.+
3 Hihaino ihany angamba izy ireo, ka samy hiala amin’ny lalan-dratsiny.+ Dia hanenenako ny loza noeritreretiko hamelezana azy ho valin’ny ratsy nataony.+