Asan’ny Apostoly 27:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary efa lasa be ny fotoana, ka efa nampidi-doza ny nandeha sambo, satria na ny fifadian-kanina amin’ny andro fandrakofam-pahotana+ aza efa lasa. Koa nanoro hevitra azy ireo i Paoly
9 Ary efa lasa be ny fotoana, ka efa nampidi-doza ny nandeha sambo, satria na ny fifadian-kanina amin’ny andro fandrakofam-pahotana+ aza efa lasa. Koa nanoro hevitra azy ireo i Paoly