2 “Mijoroa eo amin’ny vavahadin’ny tranon’i Jehovah, ka torio eo izao teny+ izao: ‘Henoy ny tenin’i Jehovah, ry olon’i Joda rehetra, izay miditra amin’ireto vavahady ireto mba hiankohoka eo anatrehan’i Jehovah.
2 eny, lazao hoe: ‘Henoy ny tenin’i Jehovah, ry mpanjakan’ny Joda mipetraka eo amin’ny seza fiandrianan’i Davida,+ dia ianao mbamin’ny mpanomponao sy ny vahoakanao, izay miditra amin’ireto vavahady ireto.+