Jeremia 36:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Dia nolazain’i Mikaia+ tamin’izy ireo ny teny rehetra reny novakin’i Baroka avy tao amin’ilay boky, izany hoe ny teny novakiny tamin’ny olona.+
13 Dia nolazain’i Mikaia+ tamin’izy ireo ny teny rehetra reny novakin’i Baroka avy tao amin’ilay boky, izany hoe ny teny novakiny tamin’ny olona.+