4 “‘Aza manahaka ny razanareo,+ izay nitenenan’ny mpaminany fahiny+ hoe: “Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika: ‘Mialà amin’ny lalan-dratsinareo sy ny ratsy fanaonareo, ka miverena amiko.’”’+
“‘Tsy nihaino anefa izy ireo, ary tsy niraharaha izay nolazaiko’,+ hoy i Jehovah.