-
2 Mpanjaka 17:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 I Jehovah anefa efa nampitandrina+ foana ny Israely+ sy ny Joda,+ tamin’ny alalan’ny mpaminaniny+ rehetra sy ny mpahita+ rehetra, nanao hoe: “Mialà amin’ny lalan-dratsinareo+ ary tandremo ny didiko+ sy ny fitsipiko,+ araka ny lalàna+ rehetra izay nandidiako ny razanareo+ sy nalefako tany aminareo tamin’ny alalan’ny mpaminany mpanompoko.”+
-
-
Jeremia 35:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Nirahiko tany aminareo foana ny mpaminany mpanompoko rehetra.+ Nifoha maraina aho ka naniraka an’ireny hiteny hoe: ‘Samia re miala amin’ny lalan-dratsinareo ianareo e,+ ka ahitsio ny fanaonareo,+ ary aza manaraka andriamani-kafa mba hanompo an’ireny.+ Ary aoka ianareo honina foana eo amin’ilay tany nomeko anareo sy ny razanareo.’+ Tsy nanongilan-tsofina nihaino ahy anefa ianareo.+
-