FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 32:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Dia nomeko an’i Baroka+ zanak’i Neria,+ zanak’i Mahaseia, ilay taratasy fifampivarotana, eny, nomeko azy teo anatrehan’i Hanamela zanaky ny rahalahin-draiko, sy teo anatrehan’ireo vavolombelona nanoratra tao amin’ilay taratasy,+ ary teo anatrehan’ny Jiosy rehetra nipetraka teo amin’ny Tokotanin’ny Mpiambina.+

  • Jeremia 36:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Dia nantsoin’i Jeremia i Baroka+ zanak’i Neria mba hanoratra ny teny rehetra nolazain’i Jehovah taminy, ka i Jeremia no nanonona ny teny hosoratan’i Baroka tao amin’ilay horonam-boky.+

  • Jeremia 45:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Izao no nolazain’i Jehovah Andriamanitry ny Israely momba anao, ry Baroka ô:

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara