Jeremia 36:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Na dia niangavian’i Elnatana+ sy Delaia+ ary Gemaria+ aza ny mpanjaka mba tsy handoro an’ilay horonam-boky, dia tsy nohenoiny ireo.+
25 Na dia niangavian’i Elnatana+ sy Delaia+ ary Gemaria+ aza ny mpanjaka mba tsy handoro an’ilay horonam-boky, dia tsy nohenoiny ireo.+