2 Mpanjaka 24:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Valo ambin’ny folo taona i Joiakina+ tamin’izy nanomboka nanjaka, ary telo volana no nanjakany tany Jerosalema.+ Ny anaran-dreniny dia Nehosta, zanak’i Elnatana avy any Jerosalema. Jeremia 26:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Naniraka olona hankany Ejipta anefa i Joiakima Mpanjaka, ka nandefa an’i Elnatana zanak’i Akbora,+ niaraka tamin’ny lehilahy vitsivitsy.
8 Valo ambin’ny folo taona i Joiakina+ tamin’izy nanomboka nanjaka, ary telo volana no nanjakany tany Jerosalema.+ Ny anaran-dreniny dia Nehosta, zanak’i Elnatana avy any Jerosalema.
22 Naniraka olona hankany Ejipta anefa i Joiakima Mpanjaka, ka nandefa an’i Elnatana zanak’i Akbora,+ niaraka tamin’ny lehilahy vitsivitsy.