Jeremia 26:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Naniraka olona hankany Ejipta anefa i Joiakima Mpanjaka, ka nandefa an’i Elnatana zanak’i Akbora,+ niaraka tamin’ny lehilahy vitsivitsy. Jeremia 36:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Na dia niangavian’i Elnatana+ sy Delaia+ ary Gemaria+ aza ny mpanjaka mba tsy handoro an’ilay horonam-boky, dia tsy nohenoiny ireo.+
22 Naniraka olona hankany Ejipta anefa i Joiakima Mpanjaka, ka nandefa an’i Elnatana zanak’i Akbora,+ niaraka tamin’ny lehilahy vitsivitsy.
25 Na dia niangavian’i Elnatana+ sy Delaia+ ary Gemaria+ aza ny mpanjaka mba tsy handoro an’ilay horonam-boky, dia tsy nohenoiny ireo.+