-
Jeremia 36:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Dia novakin’i Baroka tamin’ny olona rehetra ny tenin’i Jeremia tao amin’ilay boky. Novakiny mafy tao an-tranon’i Jehovah izany, tao amin’ny efitra fisakafoan’i+ Gemaria+ zanak’i Safana+ mpanao dika soratra,+ tao amin’ny tokotany ambony, teo amin’ny fidirana amin’ilay vavahady vaovao tamin’ny tranon’i Jehovah.+
-