Jeremia 36:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Dia nantsoin’i Jeremia i Baroka+ zanak’i Neria mba hanoratra ny teny rehetra nolazain’i Jehovah taminy, ka i Jeremia no nanonona ny teny hosoratan’i Baroka tao amin’ilay horonam-boky.+
4 Dia nantsoin’i Jeremia i Baroka+ zanak’i Neria mba hanoratra ny teny rehetra nolazain’i Jehovah taminy, ka i Jeremia no nanonona ny teny hosoratan’i Baroka tao amin’ilay horonam-boky.+