Jeremia 36:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Ary nomen’ny mpanjaka baiko i Jeramela zanaky ny mpanjaka sy Seraia zanak’i Azriela ary Selemia zanak’i Abdela, mba hisambotra an’i Baroka mpitan-tsoratra sy Jeremia mpaminany.+ Nafenin’i Jehovah+ anefa izy roa lahy.
26 Ary nomen’ny mpanjaka baiko i Jeramela zanaky ny mpanjaka sy Seraia zanak’i Azriela ary Selemia zanak’i Abdela, mba hisambotra an’i Baroka mpitan-tsoratra sy Jeremia mpaminany.+ Nafenin’i Jehovah+ anefa izy roa lahy.