Jeremia 1:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 “Efa fantatro ianao talohan’ny namoronako anao tany am-bohoka,+ ary efa nohamasiniko ianao talohan’ny nivoahanao avy tao an-kibo.+ Koa notendreko ho mpaminany ho an’ireo firenena ianao.” Matio 27:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary tanteraka izay nampilazaina an’i Jeremia mpaminany hoe: “Nalain’ireo ny farantsa volafotsy telopolo,+ izay vidiny nanombanan’ny sasany tamin’ny zanak’Israely azy.
5 “Efa fantatro ianao talohan’ny namoronako anao tany am-bohoka,+ ary efa nohamasiniko ianao talohan’ny nivoahanao avy tao an-kibo.+ Koa notendreko ho mpaminany ho an’ireo firenena ianao.”
9 Ary tanteraka izay nampilazaina an’i Jeremia mpaminany hoe: “Nalain’ireo ny farantsa volafotsy telopolo,+ izay vidiny nanombanan’ny sasany tamin’ny zanak’Israely azy.