2 Mpanjaka 24:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Farany, dia nodimandry any amin’ny razany i Joiakima,+ ary i Joiakina zanany no nanjaka nandimby azy. Daniela 1:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Tamin’ny taona fahatelo nanjakan’i Joiakima+ mpanjakan’ny Joda, dia tonga tany Jerosalema i Nebokadnezara mpanjakan’i Babylona, ka nanao fahirano azy.+
6 Farany, dia nodimandry any amin’ny razany i Joiakima,+ ary i Joiakina zanany no nanjaka nandimby azy.
1 Tamin’ny taona fahatelo nanjakan’i Joiakima+ mpanjakan’ny Joda, dia tonga tany Jerosalema i Nebokadnezara mpanjakan’i Babylona, ka nanao fahirano azy.+