1 Mpanjaka 17:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ny goaika no nitondra mofo sy hena ho azy rehefa maraina sy hariva, ary ny rano teo amin’ilay lohasaha falehan-driaka no nosotroiny.+ Salamo 37:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Tsy ho menatra izy ireo amin’ny fotoam-pahoriana,+Ary ho voky izy amin’ny andro isian’ny mosary.+
6 Ny goaika no nitondra mofo sy hena ho azy rehefa maraina sy hariva, ary ny rano teo amin’ilay lohasaha falehan-driaka no nosotroiny.+