FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 29:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 “‘Dia henjehiko amin’ny sabatra sy ny mosary ary ny areti-mandringana izy ireo. Hataoko mangovitra ny fanjakana rehetra eto an-tany mahita an’izay hanjo azy.+ Hataoko fanozonana sy higagam-bahoaka ary hampisioka olona izy ireo, ka holatsaina any amin’ny firenena rehetra hanaparitahako azy.+

  • Ezekiela 6:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 “Izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Mitehafa ho fanehoanao ny alahelonao,+ ary atontòny amin’ny tany ny tongotrao, ka milazà hoe: “Indrisy!”, noho ny zava-dratsy rehetra maharikoriko nataon’ny taranak’Israely,+ satria ho lavon’ny sabatra+ sy ny mosary+ ary ny areti-mandringana izy ireo.+

  • Ezekiela 7:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Sabatra+ no eny ivelany, ary areti-mandringana sy mosary no ao anatiny.+ Ho fatin-tsabatra izay eny an-tsaha, ary izay ao an-tanàna kosa ho ripaky ny mosary sy ny areti-mandringana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara