24 Aoka ho azo itokisana sy ho be voninahitra+ mandritra ny fotoana tsy voafetra ny anaranao,+ ary aoka ny olona hilaza hoe: ‘I Jehovah Tompon’ny tafika,+ Andriamanitry ny Israely,+ no Andriamanitra ho an’ny Israely.’+ Aoka koa haharitra eo anatrehanao ny taranak’i Davida mpanomponao.+