-
2 Mpanjaka 25:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Koa natao fahirano ilay tanàna, hatramin’ny taona fahiraika ambin’ny folo nanjakan’i Zedekia Mpanjaka.
-
-
Jeremia 52:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Koa tonga hamely an’i Jerosalema+ i Nebokadrezara mpanjakan’i Babylona sy ny tafiny manontolo, tamin’ny andro fahafolon’ny volana fahafolo, tamin’ny taona fahasivy nanjakan’i Zedekia.+ Dia nitoby nanodidina an’i Jerosalema izy ireo mba hanafika azy, ka nanao manda nanodidina mba hanaovana fahirano azy.+
-