FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 28:52
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 52 Ary hataony fahirano tokoa ianao ao amin’ny tanànanao rehetra, mandra-pirodan’ny mandanao manerana ny taninao, dia ireo manda avo sy voaro mafy izay nitokisanao. Eny, hataony fahirano ianao ao amin’ny tanànanao rehetra manerana ilay tany omen’i Jehovah Andriamanitrao anao.+

  • Isaia 29:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Koa hitoby manodidina anao aho mba hamely anao. Dia hataoko fahirano ianao ka hasiako fefy hazo. Ary hanangana tovon-tany hamelezana anao aho.+

  • Ezekiela 4:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Dia ataovy fahirano izy io,+ ka manangàna manda+ sy tovon-tany* hanaovana fahirano azy.+ Manorena koa toby hanafihana azy, ary asio lohondry vy* manodidina azy mba handravana azy.+

  • Ezekiela 21:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Nasehon’ny sikidy teny an-tanany ankavanana fa i Jerosalema no tokony hotafihiny. Koa hampiasa lohondry vy+ izy, ary hanome baiko handringana. Hampaneno fanairana+ koa izy, ary hampiasa lohondry vy handrodanana vavahady. Ary hanorina tovon-tany* sy manda hanaovana fahirano izy.+

  • Lioka 19:43
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 43 Fa ho avy aminao ny andro hananganan’ny fahavalonao fefy hazo maranitra manodidina anao,+ ka hohodidininy+ ianao ary hampahoriny+ amin’ny lafiny rehetra.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara