Salamo 37:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Matokia an’i Jehovah ka manaova ny tsara.+Aoka ianao honina amin’ny tany sy ho mendri-pitokisana amin’izay ataonao.+ Jeremia 27:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 “‘“‘Fa izay firenena hampidina ny vozony ho eo ambany ziogan’ny mpanjakan’i Babylona sy hanompo azy, dia avelako hijanona eo amin’ny taniny’, hoy i Jehovah. ‘Koa hamboly sy honina eo izy.’”’”+
3 Matokia an’i Jehovah ka manaova ny tsara.+Aoka ianao honina amin’ny tany sy ho mendri-pitokisana amin’izay ataonao.+
11 “‘“‘Fa izay firenena hampidina ny vozony ho eo ambany ziogan’ny mpanjakan’i Babylona sy hanompo azy, dia avelako hijanona eo amin’ny taniny’, hoy i Jehovah. ‘Koa hamboly sy honina eo izy.’”’”+