FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 38:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Izao no nolazain’i Jehovah: ‘Izay mijanona ato amin’ity tanàna ity no ho fatin’ny sabatra+ sy ny mosary+ ary ny areti-mandringana.+ Fa izay mivoaka ho eny amin’ny Kaldeanina kosa no tsy ho faty, fa ny ainy no ho babony ka ho velona izy.’+

  • Jeremia 40:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Dia nianiana+ tamin’izy ireo sy ny miaramilany i Gedalia+ zanak’i Ahikama,+ zanak’i Safana+ hoe: “Aza matahotra hanompo ny Kaldeanina. Mijanòna eto amin’ity tany ity ary manompoa ny mpanjakan’i Babylona, dia hahita soa ianareo.+

  • Jeremia 42:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 ‘Raha hijanona eto amin’ity tany ity tokoa ianareo,+ dia haoriko fa tsy horavako, ary hamboleko fa tsy hongotako.+ Fa hanenenako ny loza efa nataoko taminareo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara