Isaia 5:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Fa voaranitra ny zana-tsipìkany, ary efa voaisy tady ny tsipìkany rehetra.+ Ho mafy toy ny vatoafo ny kitron-tsoavaliny,+ ary hiriotra toy ny tafio-drivotra ny kodiaran-kalesiny.+
28 Fa voaranitra ny zana-tsipìkany, ary efa voaisy tady ny tsipìkany rehetra.+ Ho mafy toy ny vatoafo ny kitron-tsoavaliny,+ ary hiriotra toy ny tafio-drivotra ny kodiaran-kalesiny.+