18Ary nivory tao Silo ny vahoaka manontolo, dia ny zanak’Israely.+ Koa napetrak’izy ireo tao ny tranolay fihaonana,+ satria efa resy teo anoloan’izy ireo ilay tany.+
12 “‘Mandehana any Silo,+ any amin’ilay toerana nampitoerako ny anarako tamin’ny voalohany,+ ka jereo ny nataoko taminy noho ny faharatsian’ny Israely oloko.+