FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 107:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Nampitondra fahoriana ho an’ny tenany ny adala,

      Noho izy nandika lalàna sy nanao fahadisoana.+

  • Ohabolana 1:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Koa hihinana ny vokatry ny nataony izy,+ ary ho vokin’ny tetika nataony.+

  • Ohabolana 5:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Hitsingerina aminy ihany ny fahadisoan’ny ratsy fanahy,+ ary ho voafatotry ny fahotany ihany izy.+

  • Isaia 50:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 50 Izao no nolazain’i Jehovah: “Aiza izay taratasy fisaraham-panambadiana+ nomeko an-dreninareo izay noroahiko?+ Iza tamin’ireo nitrosako no nivarotako anareo?+ Noho ny fahadisoanareo+ ihany no nivarotana anareo, ary noho ny helokareo ihany no nandroahana an-dreninareo.+

  • Jeremia 2:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Tsy ny nataonao ihany ve no nahatonga anao hiharan’izany, satria nahafoy an’i Jehovah Andriamanitrao+ ianao, tamin’ny fotoana nitarihany anao teny an-dalana?+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara