FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 20:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Aza miankohoka eo anatrehan’ireny, na manaiky ho voatarika hanompo azy,+ fa izaho Jehovah Andriamanitrao dia Andriamanitra mitaky ny hanompoana ahy irery ihany.+ Koa raha misy raim-pianakaviana mankahala ahy, dia hosaziko noho ny fahadisoany ny zanany sy ny zafikeliny ary ny zafiafiny.+

  • Deoteronomia 32:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Nanao izay hahasaro-piaro+ Azy izy ireo noho ireo andriamani-kafa+ nivavahan’izy ireo,

      Sady tsy nitsahatra nampahatezitra Azy noho ireo zava-maharikoriko.+

  • Jeremia 25:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Aza manaraka andriamani-kafa mba hanompo an’ireny na hiankohoka eo anatrehany, sao hampahatezitra ahy ianareo noho ireny asan’ny tananareo ireny ka hahatonga loza aminareo aho.’+

  • 1 Korintianina 10:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Tsia, nefa lazaiko fa izay zavatra atolotry ny hafa firenena ho sorona dia ataony sorona ho an’ny demonia,+ fa tsy ho an’Andriamanitra. Koa tsy tiako hanan-javatra iombonana amin’ny demonia+ ianareo.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara