9 Na ny endrik’izy ireo aza dia efa miampanga ny tenany.+ Lazain’izy ireo ny fahotany izay toy ny an’i Sodoma,+ fa tsy nafeniny. Lozan’izy ireo, fa izy ihany no nitady loza ho an’ny tenany!+
5 Tsy nihaino anefa izy ireo+ na nanongilan-tsofina, ka tsy niala tamin’ny ratsy nataony fa mbola nanolotra setroka ho sorona ho an’andriamani-kafa+ ihany.