12 Fa raha nanafoana tanteraka an’izany kosa ny vadiny tamin’ny andro nandrenesany ny voady nolazain-dravehivavy, na izay voadiny hoe hifady zavatra, dia tsy hanan-kery izany.+ Efa nanafoana izany ny vadiny. Ary hamela heloka an-dravehivavy i Jehovah.+