Deoteronomia 32:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 I Jehovah ve no ataonareo toy izany lava izao,+Ry adala sy tsy manam-pahendrena?+Tsy izy ve no Rainao niteraka anao,+Izay nanao anao sy nampilamina ny fiainanao?+ Isaia 6:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary hoy izy: “Mandehana ka lazao amin’ity firenena ity hoe: ‘Handre foana ianareo, nefa tsy hahazo ny hevitr’izany, ary hijery foana ianareo, nefa tsy hahazo fahalalana mihitsy.’+ Jeremia 5:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 “Henoy izao, ry vahoaka maditra sy tsy ampy saina,+ izay mana-maso nefa tsy mahita,+ ary manan-tsofina nefa tsy mandre.+
6 I Jehovah ve no ataonareo toy izany lava izao,+Ry adala sy tsy manam-pahendrena?+Tsy izy ve no Rainao niteraka anao,+Izay nanao anao sy nampilamina ny fiainanao?+
9 Ary hoy izy: “Mandehana ka lazao amin’ity firenena ity hoe: ‘Handre foana ianareo, nefa tsy hahazo ny hevitr’izany, ary hijery foana ianareo, nefa tsy hahazo fahalalana mihitsy.’+
21 “Henoy izao, ry vahoaka maditra sy tsy ampy saina,+ izay mana-maso nefa tsy mahita,+ ary manan-tsofina nefa tsy mandre.+