Isaia 6:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary hoy izy: “Mandehana ka lazao amin’ity firenena ity hoe: ‘Handre foana ianareo, nefa tsy hahazo ny hevitr’izany, ary hijery foana ianareo, nefa tsy hahazo fahalalana mihitsy.’+ Ezekiela 12:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Ry zanak’olona, eo anivon’ny taranaka mpikomy+ no misy anao. Mana-maso hijerena izy ireo nefa tsy mahita,+ ary manan-tsofina hihainoana nefa tsy mandre,+ fa taranaka mpikomy+ izy. Hosea 7:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary toy ny voromailala+ mora ambakaina sady tsy ampy saina+ i Efraima. Fa i Ejipta no nantsoiny,+ ary tany Asyria no nalehany.+ Matio 13:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Noho izany, dia fanoharana no itenenako aminy, satria mijery izy fa tsy mahita, mandre izy fa tsy mihaino, sady tsy mahazo ny hevitr’izany.+ Marka 8:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 ‘Mana-maso ve ianareo nefa tsy mahita, ary manan-tsofina nefa tsy mandre?’+ Tsy tadidinareo ve Asan’ny Apostoly 28:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 hoe: ‘Mandehana any amin’ity firenena ity ka lazao hoe: “Hihaino ianareo ka handre nefa tsy hahazo ny hevitr’izany mihitsy, ary hijery ianareo nefa tsy hahita mihitsy.+
9 Ary hoy izy: “Mandehana ka lazao amin’ity firenena ity hoe: ‘Handre foana ianareo, nefa tsy hahazo ny hevitr’izany, ary hijery foana ianareo, nefa tsy hahazo fahalalana mihitsy.’+
2 “Ry zanak’olona, eo anivon’ny taranaka mpikomy+ no misy anao. Mana-maso hijerena izy ireo nefa tsy mahita,+ ary manan-tsofina hihainoana nefa tsy mandre,+ fa taranaka mpikomy+ izy.
11 Ary toy ny voromailala+ mora ambakaina sady tsy ampy saina+ i Efraima. Fa i Ejipta no nantsoiny,+ ary tany Asyria no nalehany.+
13 Noho izany, dia fanoharana no itenenako aminy, satria mijery izy fa tsy mahita, mandre izy fa tsy mihaino, sady tsy mahazo ny hevitr’izany.+
26 hoe: ‘Mandehana any amin’ity firenena ity ka lazao hoe: “Hihaino ianareo ka handre nefa tsy hahazo ny hevitr’izany mihitsy, ary hijery ianareo nefa tsy hahita mihitsy.+