Isaia 30:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 “Lozan’ireo zanaka mafy loha”,+ hoy i Jehovah, “dia ireo vonona hanatanteraka fikasana nefa tsy fikasana avy amiko,+ sy mandraraka fanatitra zava-pisotro nefa tsy notarihin’ny fanahiko, ka mampitombo fahotana,+ Isaia 65:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Mamelatra ny tanako mandrakariva amin’ny vahoaka mafy loha+ aho, dia amin’ireo mandeha amin’ny lalan-dratsy,+ araka izay saim-pantany,+
30 “Lozan’ireo zanaka mafy loha”,+ hoy i Jehovah, “dia ireo vonona hanatanteraka fikasana nefa tsy fikasana avy amiko,+ sy mandraraka fanatitra zava-pisotro nefa tsy notarihin’ny fanahiko, ka mampitombo fahotana,+
2 “Mamelatra ny tanako mandrakariva amin’ny vahoaka mafy loha+ aho, dia amin’ireo mandeha amin’ny lalan-dratsy,+ araka izay saim-pantany,+