Eksodosy 15:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ny fofonainao no nitsofanao+ ny ranomasina ka nanafotra azy ireo izany.+Nilentika toy ny firaka nalatsaka tao amin’ny rano be izy ireo.+ Mpitsara 5:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Nopaohin’ny riakan’i Kisona ireny,+Dia ny riakan’ny andro fahiny, eny, ny riakan’i Kisona.+Nanitsakitsaka an’ireo olo-mahery+ aho. Salamo 18:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Namatotra ahy toy ny tady ny fahafatesana,+Ary nampihorohoro ahy koa ireo olona tsy manjary, izay nanafotra tampoka toy ny ranotrambo.+
10 Ny fofonainao no nitsofanao+ ny ranomasina ka nanafotra azy ireo izany.+Nilentika toy ny firaka nalatsaka tao amin’ny rano be izy ireo.+
21 Nopaohin’ny riakan’i Kisona ireny,+Dia ny riakan’ny andro fahiny, eny, ny riakan’i Kisona.+Nanitsakitsaka an’ireo olo-mahery+ aho.
4 Namatotra ahy toy ny tady ny fahafatesana,+Ary nampihorohoro ahy koa ireo olona tsy manjary, izay nanafotra tampoka toy ny ranotrambo.+