16 dia izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Haninjitra ny tanako hamely ny Filistinina aho,+ ka horinganiko ny Keretita,+ ary haripako ny mponina sisa any amoron-tsiraka.+
8 Haringako ny mponina ao Asdoda+ sy ny mpitana ny tehim-panjakana ao Askelona.+ Ary hamely an’i Ekrona+ ny tanako,+ ka ho ripaka izay sisa amin’ny Filistinina”,+ hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.’