23 Tsy namela ny Israely handalo ao amin’ny taniny anefa i Sihona,+ fa nanangona ny olony rehetra kosa ka nivoaka hifanandrina taminy tany an-tany efitra. Ary tonga tao Jahaza+ izy ka niady tamin’ny Israely.
4 Miantsoantso i Hesbona sy Elale,+ ka re hatrany Jahaza+ ny feony. Noho izany, dia mihiaka mafy foana ireo miaramilan’i Moaba. Tora-kovitra ilay firenena.