FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 24:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Rehefa nahita ny Kenita+ izy, dia mbola nanao oha-teny indray hoe:

      “Maharitra ny fonenanao, ary eny amin’ny harambato ny toeram-ponenanao.

  • Salamo 55:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Dia miteny foana aho hoe: “Raha mba manana elatra tahaka ny voromailala mantsy aho,+

      Dia hanidina, ka honina any an-toeran-kafa.+

  • Tononkiran’i Solomona 2:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ry voromailalako+ miafina ao an-tsefatsefa-bato, ao amin’ny takona eny akaikin’ny lalankely amoron-tevana, asehoy ahy ny bikanao.+ Aoka aho mba handre ny feonao, fa mahafinaritra ny feonao ary tsara ny bikanao.’”+

  • Jeremia 49:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Nahatonga ny olona hihorohoro mantsy ianao, ary ny fireharehan’ny fonao no namitaka anao,+ ry ilay mipetraka eny an-tsefatsefa-bato sy monina eny amin’ny havoana avo. Na manorina ny akaninao eny amin’ny avo toy ny ataon’ny voromahery aza ianao,+ dia avy eny no hampidinako anao”,+ hoy i Jehovah.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara