Salamo 94:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Mitsangàna, ry Mpitsara ny tany ô,+Ka omeo ny valin’asany ireo manambony tena.+ Ohabolana 8:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Midika ho fankahalana ny ratsy ny fahatahorana an’i Jehovah.+ Halako ny fanambonian-tena sy ny fireharehana+ sy ny fanao ratsy ary ny vava fandainga.+ Isaia 16:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Efa renay ny fireharehan’i Moaba, fa mirehareha be izy.+ Rediredy tsy ho tanteraka anefa ny fizahozahoany sy ny fireharehany ary ny fisafoahany.+ Zefania 2:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Izany no ho valin’ny fireharehany,+ satria nandatsa sy nirehareha hamely ny olon’i Jehovah Tompon’ny tafika izy.+
13 Midika ho fankahalana ny ratsy ny fahatahorana an’i Jehovah.+ Halako ny fanambonian-tena sy ny fireharehana+ sy ny fanao ratsy ary ny vava fandainga.+
6 Efa renay ny fireharehan’i Moaba, fa mirehareha be izy.+ Rediredy tsy ho tanteraka anefa ny fizahozahoany sy ny fireharehany ary ny fisafoahany.+
10 Izany no ho valin’ny fireharehany,+ satria nandatsa sy nirehareha hamely ny olon’i Jehovah Tompon’ny tafika izy.+