FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 48:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 ‘Ataovy izay hahamamo azy,+ fa nirehareha nanohitra an’i Jehovah izy.+ Nihosinkosina tao anaty loany+ i Moaba ary nataon’ny olona fihomehezana.

  • Jeremia 48:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 “Efa renay ny fireharehan’i Moaba,+ ny fanamboniany tena, ny fireharehany, ny fizahozahoany, ary ny avonavon’ny fony. Mizahozaho tokoa izy.”+

  • Zefania 2:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Izany no ho valin’ny fireharehany,+ satria nandatsa sy nirehareha hamely ny olon’i Jehovah Tompon’ny tafika izy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara