FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 16:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Efa renay ny fireharehan’i Moaba, fa mirehareha be izy.+ Rediredy tsy ho tanteraka anefa ny fizahozahoany sy ny fireharehany ary ny fisafoahany.+

  • Isaia 44:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Mampandamòka ny famantarana omen’ny mpirediredy aho. Izaho koa Ilay mahatonga ny mpisikidy hanao hoatran’ny adala,+ Ilay mahatonga ny olon-kendry ho very hevitra, Ilay mamadika ny fahalalan’ireny ho hadalana,+

  • Jeremia 50:36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 “Misy sabatra hamely an’ireo mpirediredy+ ka hanao hadalana ireny.+ Misy sabatra hamely an’ireo lehilahy maheriny+ ka hihorohoro ireny.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara