Nomery 21:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Tsy namela ny Israely handalo ao amin’ny taniny anefa i Sihona,+ fa nanangona ny olony rehetra kosa ka nivoaka hifanandrina taminy tany an-tany efitra. Ary tonga tao Jahaza+ izy ka niady tamin’ny Israely. Deoteronomia 2:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Ary rehefa nivoaka hiady tamintsika tao Jahaza i Sihona sy ny olony rehetra,+ Mpitsara 11:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Tsy natoky anefa i Sihona hoe handalo fotsiny eo amin’ny taniny ny Israely. Koa namory ny vahoakany rehetra izy, ka nitoby tany Jahaza+ ary niady tamin’ny Israely.+
23 Tsy namela ny Israely handalo ao amin’ny taniny anefa i Sihona,+ fa nanangona ny olony rehetra kosa ka nivoaka hifanandrina taminy tany an-tany efitra. Ary tonga tao Jahaza+ izy ka niady tamin’ny Israely.
20 Tsy natoky anefa i Sihona hoe handalo fotsiny eo amin’ny taniny ny Israely. Koa namory ny vahoakany rehetra izy, ka nitoby tany Jahaza+ ary niady tamin’ny Israely.+