FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 21:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Koa nalain’ny Israely ireny tanàna rehetra ireny. Ary nonenan’ny Israely ny tanàna rehetran’ny Amorita,+ dia i Hesbona+ sy ny tanàna rehetra niankina taminy.

  • Josoa 13:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 ary koa i Hesbona+ sy ny tanànany+ rehetra eny amin’ilay lembalemba, sy Dibona+ sy Bamota-bala+ sy Beti-bala-meona,+

  • Jeremia 48:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Tsy misy midera intsony i Moaba.+ Nisy nanao tetika hahatonga loza aminy tany Hesbona,+ ka nanao hoe: ‘Andao hofongorantsika tsy ho firenena intsony izy!’+

      “Tokony hangina koa ianao, ry Madmena, fa manaraka anao avy ato aoriana ny sabatra!

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara